Fisarahana 20 Mai 2012, 06.01
Fisarahana- Fa naninona akia indry sy i Zôrza no nisaraka ?- Tsy mifanaraka intsony ny tadin-dokanga e.- Ka maninona raha ny tadin-kiraro indray no ampifanarahana dia tsy misaraka ?Oroka- Ao ianao orohiko amin’ny molotra, hoy ilay
Resa-katsaka 18 Mai 2012, 08.26
Resa-katsaka– Inona no nentinao avy any ? hoy ny vavy.– Katsaka, hoy ny lahy.– Inona koa no itonantonananao mividy katsaka ?– Fa maninona ?– Satria akoho ny laoka teo, ka raha mbola hampiana katsaka, dia ilay
Miaro seza 16 Mai 2012, 12.39
Miaro seza- Ary ataon’ialahy inona lehity ity seza entina mandehandeha eran’ny tanàna ity ? hoy i Tandra.- Ity no sezako, hoy i Bozeza.- Maninona raha apetraka any a-trano ?- Ka sao dia misy mangalatra.- Iza koa letsy no hangalatra
Mitaky zo 15 Mai 2012, 14.28
Mitaky zo– Mety hahomby ihany ve ity fitakiantsika mpampianatra mpanabe ny zontsika ity ?– Nahoana no tsy ho tanteraka.– Ka efa nilaza ho tsy mahatanteraka ny fangatahantsika zato isan-jato ny fanjakana.– Vitany izany fa te
Lahy matoa 14 Mai 2012, 08.57
Lahy matoa– Zanaka fahafiry leity ialahy ?, hoy i Bozeza.– Lahimatoa, hoy i Tandra.– Tonga aloha teto ambonin’ny tany ‘zany ialahy.– Ka tsy miara-miaina eto ihany moa isika izao ?– Fa hafa mihitsy ny lahy







